Rennes, le 15 Août 2001

Objet : Cessation de candidature à l'élection Présidentielle 2001.

Mesdames, Messieurs,

Très cordialement, je vous informe par la présente déclaration que :

Je ne suis plus candidat pour la prochaine élection présidentielle 2001.

Je vous remercie, avec mes salutations sincères.

 


Rennes, faha 15 Aogositra 2001

Antony : Fanambarana fitsaharan'ny filatsahana hofidina filoham-pirenena 2001

Ho anareo Malagasy mpiray tanindrazana,

Amim-panajana lehibe izay atolotra ho anareo no anambarako fa :

Mitsahatra eto ny filatsahako hofidina ho filoham-pirenena 2001.

Dia maneho ny fisaorana sy manao veloma am-panajana feno ho anareo.

 

THAÏNA Johnson Jacky
2 rue Poullart des Places
35700 RENNES